15è TIM 8 Jolay 2017...Nokofonin'ny mpitondra lakirimozenina

  • samedi, 08 juillet 2017 15:46
  • Tigre
  • Sary Sobika
11: 06---Niainga teo amin'ny Carlton Anosy ny fiara nitondra an-dRavalomanana...nanokatra ny lalana izorany ny motards miisa roa an'ny polisy misatroka mavo avy ao amin'ny CUA..
11: 10---Tapaka tanteraka ny lalana manoloana ny Carlton ho mihazo an'i Mahamasina... olona marobe no nanaraka an-dRavalomanana...
11: 33--- Niresaka tamin'ny mpitandro ny filaminana teo Anosy sy Mahamasina ny Randrianarisoa GR fa mba sokafy ny lalana fa andeha hanatitra an-dRavalomanana eny Faravohitra izy ireo fa tsy ho ao Mahamasina velively...
---Tao anaty tonelina Ralaimongo ny olana marobe niaraka hatrany tamin-dRavalomanana
---Manoloana ny Super Music sy ny BNi ny sakana nataon'ny mpitandro ny filaminana ary nidoboka ny baomba lacry....
12:10---Nidikidina teo amin'ny tahala rarihasina ny sakana nataon'ny mpitandro ny filaminana... Rava ny hetsika momba ny fahasalamana teo amin'ny manoloana ny lapan'ny tanàna...
----Nikatona daholo ny tsena teo Analakely sy Behoririka...
12: 45... Efa any Faravohitra ao an-tranony Ravalomanana
Hisaorana ny namana mpanao gazety Ony Rambelo nanome ny vaovao
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa