Mahamasina: Nobahanan’ny miaramila ny vavahady hidiran’ny mpiasan’ny CUA

  • jeudi, 06 juillet 2017 10:25
  • Britto
  • Sary nindramina

Tantara mitohy, taorian’ny nanendahan’ny Emmo-Reg omaly hariva ireo fitaovan’ny antoko Tiako I Madagasika nipetraka teo amin’ny Kianja monisipaly Mahamasina, nomanina hankalazana ny faha-15 taonany, tokony hatao ny sabotsy 8 jolay 2017, dia voasakana tsy tafiditra ny vavahady ihany koa ireo mpiasan’ny Kaominina Antananarivo misahana ny fikojana ny kianja tokony hiditra maraina androany, fa nobahanan’ny miaramila ny vavahady.

 

 

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa