Morombe: Iray volana ao anaty haizina

  • jeudi, 29 juin 2017 18:36
  • Britto
  • Sary Sobika Morombe

Maizim-pito aty Morombe, Faritra Atsimo Andrefana. Efa iray volana izao no tsy misy jiro. Ny rano no mba nandeha tamin'ny 26 jona hatramin'izao fa ny jiro no mbola tsy mandeha vokatry ny fahasimban'ny gropy, gropy bemiray, piesy atambatambatra, izay hofain'ny Fanjakana.

Misarika ny sain'ireo tompon'andraikitra ny Solombavam-bahoaka Lucien Rakotomalala, voafidy aty Morombe amin'ny anaran'ny MAPAR, mba hijery izao toe-javatra mamono ny vahoaka izao.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa