Association Fitia: Manohy ny asa soa

  • jeudi, 22 décembre 2016 22:04
  • Tigre
  • Sary nomena

Toy ny fanaony andavan'andro, indrindra amin'ny andro fety toy ny Noely sy taom-baovao dia manohy hatrany ireo asa soa efa fanaony ny Fikambanana Fitia.

Ramatoa Mialy Rajoelina no nanolotra ireo fanomezana maro ho an'ireo sahirana sy ankizy, ary tanora misy fahasembanana.

 

Commentaire (1)
  • RAZANAKOLONA Jean Victor
    Miarahaba tompoko! filoha mpanorina ny Association ASA SOA ,Mangataka izahay ato @ Association raha azo hatao ny hihaona @ tompon'Andraikitra Mivantana ,ny Antony dia hangataka fiaraha-miasa eo @ fanampiana arak'asa ny ireo malagasy tsy an'asa rehetra indrindra tanora ,Tompoko,Raiso ny voninahitra sy haja atolotray ho anao ary manantena valiny mahafa-po.Président ny Association ASA SOA
    lundi, 13 novembre 2017 00:08
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa