A la Une

    • mercredi, 22 mars 2017 08:56
    • Britto
    • Sary Sobika Toliara

    Raharaha “Rehavana Michel” : Voasakana avokoa ny fiara nandalo tao Ankoronga -Toliara

    Manohitra ny hitondrana hiatrika Fitsarana ao Antananarivo ireo Polisy miisa 39, voarohirohy tamin’ny famonoana ho faty ilay Mpitsara Rehavana Michel, ny fianakavian’izy ireo. Nosakanan’ireto farany tao Ankoronga, 8 km miala ny tanànan’i Toliara manaraka ny lalam-pirenena faha-7, ny fiara mandalo rehetra nisavan’izy ireo sao mitondra ireo Polisy ireo. “Misy Fitsarana eto Toliara , ka eto no tokony hatao ny raharaham-pitsarana,” hoy izy ireo. Voatondro hatao ao Antananarivo ny 22 sy 23 martsa moa ny Fitsarana ireo Polisy ireo. Nanohitra ny fampidirana am-ponja ireo namany ny Polisy, ka ny Mpitsara Rehavana Michel nisahana ny raharaham-pitsarana no niharan’ny famonoana tamin’ny fomba feno habibiana nataon’ireo Polisy ireo ny 9 desambra 2011 teto Toliara.  
    Lire la suite ...
    • samedi, 18 mars 2017 13:52
    • Tigre
    • Photo 20 minutes

    Aéroport d'Orly: Un assaillant abattu, trafic aérien complètement suspendu

    Un homme a essayé de dérober l'arme d'une militaire patrouilleur dans l'opération Sentinelle à 8h30 ce matin, heure de Paris, il a été vite abattu par les 2 autres militaires patrouilleurs. Tous les passagers sont sains et saufs et évacués de l'aéroport, des recherches d'explosifs ont été déclenchées, tous les trafics aériens ont été déroutés vers l'aéroport Charles de Gaulle.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 16 mars 2017 20:54
    • Britto
    • Photo Net

    Confédération Africaine de Football : Ahmad élu 7è président

    Ahmad détrône le président sortant de la Confédération Africaine de Football Issa Hayatou. L’actuel président de la Fédération Malagasy de football a obtenu 34 voix contre 20 pour le Camerounais, qui voulait briguer un 8ème mandat. L'élection s'est tenue ce jeudi 16 mars à Addis-Abeba, Capitale éthiopienne en marge de la 39è Assemblée générale de la CAF. Historique ! Ahmad est le premier Malagasy à la tête de cette organisation continentale et devient le 7è président de la CAF depuis sa création en 1957. Ahmad succède à l’Egyptien Abdelaziz Salem (1957 – 1958), l’Egyptien Mohamed Abdelaziz Moustapha (1958 – 1968), le Soudanais Mohamed Abdelhalim (1968 – 1972), l’Éthiopien Ydnekatchew Tessema (1972 – 1987), le Soudanais Mohamed Abdelhalim (1987 – 1988) et le Camerounais Issa Hayatou (1988-2017).  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 16 mars 2017 10:29
    • Britto
    • Sary Sobika Ambanja

    Ambanja : Tifitra naharatrana olona 6, ka ny 2 tena voa mafy

    Nirefodrefotra vao maraina ny basy teto Ambanja androany. Ren’ny olona fa voasambotry ny Zandary tany Nosy Faly ny lehilahy iray ahiana ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ka nahafaty lehilahy iray nandeha haka katy tany Antsalaka, telo herinandro lasa izay. Voalaza fa olona tokony mbola mamita sazy any am-ponja io voasambotra io. Efa nampidirina am-ponja hatry ny omaly rahateo izy. Nirohotra nihazo ny fonjan’Ambanja ny andian’olona maro androany maraina, tonga hatramin’ireo mpivarotra katy avy any Ambilobe. Toerana saropady anefa ny fonja, ka niatrana niaro izany tsy ho vaky ny mpitandro ny filaminana mitambatra.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 15 mars 2017 22:04
    • Britto
    • Photo net

    Air Madagascar : Air Austral retenu comme partenaire stratégique

    Air Austral a été retenu comme partenaire stratégique de la compagnie nationale Air Madagascar. La signature du contrat aura lieu à la fin de ce mois de mars. Aucune info n’est filtrée sur le contenu dudit contrat, s’agit-il d’une vente ou prise de part social ? Air Austral est une compagnie aérienne française surtout active dans le sud-ouest de l'océan Indien.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 15 mars 2017 10:30
    • Britto
    • Photos Sobika Sambava

    Andapa-Sambava : Trafic perturbé

    La présence des troncs d’arbres abattus lors du passage du cyclone Enawo sur la chaussée d’il y a une semaine, gêne la circulation d’automobiles entre Andapa et la Capitale de la SAVA, Sambava.
    Lire la suite ...
    • lundi, 13 mars 2017 19:43
    • Britto
    • Sary Sobika Toamasina

    Gadra nitsoaka tao Ambalatavoahangy : Taraiky i Prospère natao tohatra fiakarana

    Nitondra fanazavana ny lehiben’ny fonja eto Toamasina Ralay Christian .
    Lire la suite ...
    • samedi, 11 mars 2017 14:11
    • Tigre
    • Sary nomena

    Association Fitia: Mitsinjo hatrany ireo sahirana

    "Ny Soa atao levenam-bola", izany ny teny faneva entin'ny fikambanana Fitia manatanteraka ny asa ataony isan'andro. Toy ny tanjona eo amin'ny fikambana, dia avy hatrany dia nandray andraikitra ireo mpikambana marobe tarihan'i Mialy Rajoelina, nifanome tanana hitondra fanampiana ho an'ireo sahirana sy traboina vokatry ny rivodoza ENAWO. Ka tetsy amin'ny toby Akorondrano, no niarahan'izy ireo nifarimbona hanomezana sakafo mafana ho an'ireo olona 1000 mahery izay tsy manan-trano vokatry ny tondra-drano misy eny amin'izy ireo. Ka na alina aza ny andro, dia omaly alin'ny Zoma dia nanao tanamaro izy ireo ho mariky ny Fitiavana entin'izy ireo ho an'i Mpiara-belona.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 10 mars 2017 10:42
    • Britto
    • Photo Satellite 10 mars 2017 à 9h30

    Météo: Enawo s’éloigne de Madagascar

    Enawo est sorti en mer jeudi vers 22h dans la commune de Maroaloka, Région Androy. Son centre se trouve ce matin à 200km de Tolagnaro. Enawo s’éloigne, mais la montée des eaux menace plusieurs villes de Madagascar et le risque d'inondation est permanent.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 09 mars 2017 20:36
    • Britto
    • Photo Satellite 09 mars 2017 à 19h30

    Bilan du passage du cyclone Enawo : 9 morts, 33 572 sinistrés et 27 231 personnes déplacées

    Enawo a fait 9 morts, 33572 sinistrés et 27 231 personnes déplacées dans toute l’île d’après le dernier bilan provisoire auprès du BNGRC à 19h15. Dans le District Ambatondrazaka, un mort et 1 400 personnes sont recensés dans la commune rurale d’Ambohitsilaozana. Les sinistrés sont hébergés dans le CEG. 400 maisons du village d’Ampitatsimo sont submergées dans l’eau. Le canal Manamontana dévie son lit et inonde le village d’Ambadrika. 3 maisons se sont effondrées dans la commune de Soalazaina. Le logement du chef de poste CSB II et quelques maisons d'habitation sont décoiffés par le vent.  
    Lire la suite ...
Page 10 sur 55
B1 - Polyclinique
B2 - Toa