A la Une

    • lundi, 30 mai 2016 15:56
    • Tigre
    • Photos Fournies

    PRO ANR – Le fer de lance des Campagnes d’Andry Nirina RAJOELINA

    Ce samedi 28 mai 2016, l’ Association Pro ANR, section Antananarivo de la Région Analamanga vient d’élire son membre de bureau lors de l’Assemblée Générale qui s’est tenu à l’Espace Mon Gouter. Cet événement qui a été marqué par la forte présence d’une délégation du bureau national MAPAR, à l’instar de Mme Christine Razanamahasoa – Coordonatrice Générale et son porte Parole Pierre Holder Ramaholimaso, ainsi que le Vice Président National Augustin Andriamananoro.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 27 mai 2016 11:40
    • Tigre

    Sao mba diso fahavalo ?

    Zandriny aho andriamatoa Filoha ka tsy ananatra anao. Tsaroanao tsara angamba ny resatsika teo amin'io sary io, izay nitondra anao hatreo amin'io toeranao io izao.
    Lire la suite ...
  • PDG groupe Sodiat, Mamy Ravatomanga à droite de la photo.
    PDG groupe Sodiat, Mamy Ravatomanga à droite de la photo.
    • jeudi, 26 mai 2016 18:47
    • Tigre
    • Photo Archives Sobika

    Perquisition chez Mamy Ravatomanga

    4 personnes en tenue civile se sont rendues chez le PDG du Groupe Sodiat, Mamy Ravatomanga ce matin à Ambohibao. Mal à l'aise, les 4 agents se sont même excusés de devoir executer les ordres d'en haut. Comme il n'y avait rien à cacher, ils ont pu librement entrer dans la résidence, et ils n'ont rien trouver. Le régime Rajaonarimampianina avec son obsession de trouver des coups d'Etat partout oublie vraiment sa mission de développer le pays, d'ailleurs le président Rajaonarimampianina, après Istanbul a rejoint sa femme à Paris actuellement.
    Lire la suite ...
  • IST Lylison René de Roland
    IST Lylison René de Roland
    • mercredi, 25 mai 2016 18:05
    • Tigre
    • Photo Sobika

    Le Premier Ministre Olivier Mahafaly a émis une IST contre Lylison

    Olivier Mahafaly, Premier Ministre et en même temps ministre de l'intérieur a émis hier le 24 mai une Interdiction de Sortie de Territoire à l'encontre de Lylison René de Roland sénateur de Madagascar, en toute illégalité.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 25 mai 2016 12:02
    • Miangaly
    • Tahiritsary Sobika

    300 lahy no nentina hisava ny tranon'ny Senatera Lilyson

    Raha nivahiny tao amin’ny radio tsy miankina iray ny rahalahin’ny Senatera Lilyson René de Rolland dia nanambara fa nidina nanao rodobe hanao fisavana ny tranon’ny Senatera teny Ambohipo ny mpitandro ny filaminana marobe io maraina io, miaraka amin’ny taratasy fahazoan-dalana hanao fisavana.
    Lire la suite ...
  • Sary nihafina ny nakana azy tamin'ny fivoriana farany tamin'ny herin'andro lasa teo
    Sary nihafina ny nakana azy tamin'ny fivoriana farany tamin'ny herin'andro lasa teo
    • mardi, 24 mai 2016 14:07
    • Tigre
    • Sary Sobika Mandritsara

    Mangotraka ny ao Mandritsara

    Tsy manaiky ny akan'ny sinoa ny tany ka hanaovan'izy ireo fitrandrahana volamena sy vatosoa ny mponina ao amin'ny Kaomonina ambanivohitra Ambalakirajy, Distrikan'ny Mandritsara.
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 mai 2016 13:03
    • Tigre
    • Sary Sobika Ambohipo

    Feno miaramila ny tanàna, manoatra ireny tany miady ireny

    Nanomboka ny maraina teo dia efa niparitaka manerana an'Antananarivo ireo zandary sy polisy ary Emmoreg. Nisy ireo barazy sy dapa-pako nibahana ny làlana, ary nisy aza ny pneu nirehitra.
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 mai 2016 00:42
    • Tigre

    Aoka izay ny kolikoly sy ny halatra ataon’ny mpitondra

    Miantso ny rehetra andray andraikitra ka ametraka ny Ville morte ny Loholona Colonel Lylison René de Rolland. Ho fanehoana ny tsy fankasitrahana, ny tsy fahaiza-mitantana ataon'ny fitondrana ankehitriny, sy ny fahantrana mihoampampana mianjady amin’ny vahoaka, ny fanjakan'ny kolikoly ataon'ny mpitondra, ny tsindry hazolena sy ramatahora atao amin’ireo sendikalista (greffier, Air Madagascar, Jirama), ny fivarotana harem-pirenena isankarazany, dia miantso ny rehetra hiara-hivory isam-pokontany handinihina ny fanapahan-kevitra hialana amin’izao tsy fahombiazan’ny fitondrana izao. Miantso ny rehetra hametrahana ny ville morte. Manentana ny rehetra ny Loholona Lylison René de Rolland hiaraka hiambina ny tanàna sao misy mandroba sy manararaotra manakorontana. Ny hery tsy mahaleo ny fanahy Mijoroa ry Malagasy Masina ny Tanindrazana  
    Lire la suite ...
    • lundi, 23 mai 2016 08:50
    • Tigre
    • Photos Sobika

    Trafic de bois de rose: Rajaonarimampianina entre l'enclume et le marteau

    Singapour demande l’authenticité de l'autorisation d'exportation de bois au Président Rajaonarimampianina.Authentifier le document revient à dire qu'il est mêlé à l’exportation de bois de rose qui est gelée pour l'heure. Démentir lui causerait une possible crise interne vis-à-vis de ses amis au gouvernement et ses partenaires financiers locaux qui pratiquent ces trafics.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 19 mai 2016 13:50
    • Andry Baliba
    • Photo: fournie

    Tentative de déstabilisation : Scenario monté de toute pièce

    La ville des milles a été quadrillée par les forces de l’ordre dans la soirée du 18 mai 2016. Des informations reçues par le service de renseignement de la gendarmerie laisse entendre une tentative d’actions de déstabilisation. Certains points stratégiques de la ville d’Antananarivo, notamment Anosy , Andavamamba, Behoririka, Analakely, Andohan’i Mandroseza, Ambohipo et Mahazoarivo ont bénéficié du coup, un dispositif de sécurité renforcé.
    Lire la suite ...
Page 74 sur 97