A la Une
-
- vendredi, 31 mai 2019 21:52
- Zakaria
- Sary fanehoana nindramina
Kandida Za Gasy : Nidoboka vonjimaika ao Tsiafahy
Nampidirina am-ponja vonjimaika ao Tsiafahy. Izay no didy savaranonando nivoaka, androany, taorian'ny nanoloran'ny Zandary tamin'ny Fampanoavana eo anivon'ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antananarivo ny filoha nasionalin'ny fikambanana Za Gasy, sady kandida tamin'ny fifidianana Depiote farany teo, Ratiharison Jean Navandahy.Lire la suite ... -
- vendredi, 31 mai 2019 09:04
- Zakaria
- Sary Gasypatriote
Fifidianana depiote: Dimy andro aty aoriana, tsy tafavoakan’ny CENI ny vokatra eto Antananarivo Renivohitra
Mampieritreritra, mampiahiahy, tsy azo ekena. Izay ny hevitry ny maro manoloana ny fitarazohan’ny fivoahan’ny voka-pifidianana solombavambahoaka natao farany teo. Dimy andro aty aorian’ny latsabato natao ny 27 mey 2019, tsy mbola mahatafavoaka voka-pifidianana feno, na vonjimaika, amin’ireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra ny CENI.Lire la suite ... -
- vendredi, 24 mai 2019 15:04
- Zakaria
- Sary nindramina
Royaume-Uni: Nametra-pialana ny praiminisitra Theresa May
Tsy ho lehiben’ny governemanta birtanika i Theresa May manomboka amin’ny 7 jona 2019, ary tsy ho lehiben’ny antoko Mitana ny nentindrazana ihany koa.Lire la suite ... -
- mardi, 21 mai 2019 10:49
- Tigre
- Sary nomena
Ampanihy: Tsy manaiky ny foko Mahafale ametahana puce amin'ny ombindreo
"Saropady aminay Mahafale ny resaka omby hoy ny mponina aty Ampanihy. Maro fadinay atoy, indrindra resaka omby.Lire la suite ... -
- lundi, 20 mai 2019 10:22
- Anonymous
- Photo Archives IEM-Madagate
Vues de l’extérieur
La nation malagasy est à son 4ème programme de développement ! Il y eut d’abord le « Livre rouge » (Boky mena) de Didier Ignace Ratsiraka en août 1975. Ensuite apparut « Madagascar Action Plan » (MAP, Malagasy Am-Perinasa ) en 2007 de Marc Ravalomanana, qui fut plus tard suivi par le Fisandratana de Hery Rajaonarimampianina (2017). Et voilà nous nageons dans l’Initiative Emergence Madagascar (IEM) depuis plus de 100 jours que le président Andry Nirina Rajoelina tient la barre du navire Madagascar.Lire la suite ... -
- vendredi, 17 mai 2019 15:48
- Zakaria
- Sary nindramina
Frantsa: Hotsaraina i Nicolas Sarkozy
Tsy azo hidovirana ny fitsarana ny filoha frantsay teo aloha, Nicolas Sarkozy, noho ny raharaha Bygmalion. Nolavin’ny Conseil Constitutionnel ny fangatahany, tsy hanolorana azy manoloana azy amin’ny Fitsarana ady heloka (tribunal correctionnel).Lire la suite ... -
- jeudi, 16 mai 2019 16:09
- Zakaria
- Tahirin-tsary Gasypatriote
« Permis biométrique »: Dila ny fotoana nifanomezana
Nampanantena i Tianarivelo Razafimahefa, Minisitry ny Atitany, raha nivahiny tamin’ny fahitalavitra tsy miankina iray teto an-drenivohitra tamin’ny 28 martsa 2019, fa hiverina ny fizarana « Carte grise » sy ny « Permis Biométrique ».Lire la suite ... -
- mercredi, 15 mai 2019 09:09
- Zakaria
- Sary nindramina
FERNAND Jeannot: Noroahina tsy ho Senatera Tiako I Madagasikara
Namoaka didy laharana faha 33-HCC/AR tamin’ny 14 mey 2019 ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana, araka ny taratasy nataon’i Marc Ravalomanana, mangataka ny hanilihana an’i FERNAND Jeannot tsy ho senatera amin’ny anaran’ny Tiako I Madagasikara.Lire la suite ... -
- lundi, 13 mai 2019 15:34
- Anonymous
- Photo Archives Gasypatriote
Le professeur Sarkozy ?
L’ « affaire Bygmalion » de l’ancien président Nicolas Sarkozy refait de nouveau surface. Rappelons que l’agence de communication Bygmalion, a été en charge de la communication pour la propagande de la campagne électorale de 2012 de Nicolas Sarkozy, ce dernier est soupçonné de dépasser le plafond autorisé par la loi qui est de 22,5 millions d’€ (euro).Lire la suite ... -
- mercredi, 08 mai 2019 08:10
- Njaka
- Sary Njaka
OMACI: Niantsoana mpitandro filaminana mitam-basy ary nogiazana ny trano
Omaly talata 07 mey dia noterena tsy maintsy atao anatin’ny hamehana ny famindram-pahefana teo amin’ny Tale Jeneralin’ny Antokon-draharaha Malagasy momba ny sinema sy ny sary miaina (OMACI) Ramitandrinarivo Bon-Temps sy ny Tale jeneralin’ny kolontsaina Razafiarison Francis Alexandre.Lire la suite ...
Page 8 sur 96