A la Une

    • lundi, 12 septembre 2016 14:57
    • Tigre
    • Photos Fournies

    Incendie Foulpointe: Bilan matériel très lourd

    Un incendie s'est déclaré hier soir vers 23h30 dans une maisonnette à côté de l'église anglicane. les pompiers et la population n'ont pas pu maîtriser le feu que vers 2h du matin. 50 maisons ont été détruites, quelques blessés mais personne n'est brûlée. 112 foyers sinistrés. Les gendarmes sont actuellement sur le lieu pour procéder aux enquêtes. Plusieurs témoignages parlent de court-circuit. Le Chef District de Toamasina 2, le Sénateur, le Député sont déjà sur le lieu. Les sinistrés sont actuellement logés au foyer centre social de la ville de Foulpointe. Le président Hery Rajaonarimampianina a fait un don de 3 millions Ariary, 15 sacs de riz de 50kg. Le Sénateur a donné 50 tôles pour les sans abris.  
    Lire la suite ...
  • Tahirintsary Zomba sy ireo Dady efatra tamin'ny Fitampoa
    Tahirintsary Zomba sy ireo Dady efatra tamin'ny Fitampoa
    • dimanche, 11 septembre 2016 18:18
    • Zakaria
    • Sary Sobika

    Vaky ny Zomba ao Beriketa : Nisy nangalatra ireo Dady sy ny vakoka tao

    Loza inona ity ? Nisy namaky ny alin’ny alarobia 7 septambra 2016 ny Zomba ao Beriketa, Kaominina Mafaijijo Distrikan’i Maintirano. Very tamin’izany ireo fitaovana tranainy izay fampiasan’ny mpanjaka taloha tao sy ny telo tamin’ireo Dady (ireo taolambalo diovina rehefa Fitampoa) efatra mipetraka ao dia Ndramandakoarivo, Ndramangovitsiarivo ary Ndramahatindriarivo. Vehivavy ity farany.
    Lire la suite ...
    • samedi, 10 septembre 2016 20:53
    • Zakaria
    • Sary Sobika

    Nirenireny tany Sambava : Tonga androany teto Antananarivo i Claudine ary nanohy ny diany avy hatrany niazo an’i Fianarantsoa

    Nigadona teto Antananarivo androany tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro i Rasoanirina Tolojanahary Claudine. Somary reradreraka tratry ny tsy fahasalamana teny an-dalana, raha ny filazany. Na izany aza dia androany ihany izy dia lasa niazo an’i Fianarantsoa hamonjy ny ray aman-dreniny. Hiasa no nahatongavan’ity tovovavy 19 taona ity, tany Sambava. Any Amontana Fianarantsoa, ny ray aman-dreniny. Ny fianakaviana mpampiasa azy tany Sambava no naka an’i Claudine tany Fianarantsoa, raha sendra nandalo tany izy ireo. Narary, niditra hopitaly i Tolojanahary Claudine ny volana mey 2016, tsy nahazaka ny hamafin’ny asany raha ny filazany. « Kamo, tsy mipetraka an-trano, tia rendrarendra », hoy indray ny mpampiasa azy, izay nanajanona azy taorian’ny nivoahany hopitaly. Tolotanana no namonjena an’i Claudine vola hatao vatsy sy sarandalana nody any Fianarantsoa, rehefa nampahafantarina teto amin’ny Sobika ny nanjo ary niparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera ihany koa. Fiara ao amin’ny Kaoperativa MAMI no niarahany, niala teo amin’ny Fasankarana niazo an’i Fianarantsoa io hariva io.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 08 septembre 2016 23:02
    • Tigre
    • Sary Sobika Sambava

    Nirenireny teto Sambava : Nisy ny tolo-tanana nahafahan’i Claudine nody any Fianarantsoa, niainga androany

    Hiasa no nahatongavan-dRasoanirina Tolojanahary Claudine, 19 taona, taty Sambava. Ny fianakaviana niasany taty no naka azy tany Amontana Fianarantsoa, misy ny ray aman-dreniny. Narary, niditra hopitaly i Tolojanahary Claudine ny volana mey 2016, tsy nahazaka ny hamafin’ny asa, raha ny filazany. « Kamo, tsy mipetraka an-trano, tia rendrarendra », hoy indray ny mpampiasa azy, izay nanajanona azy taorian’ny nivoahany hopitaly.
    Lire la suite ...
    • lundi, 05 septembre 2016 17:14
    • Tigre
    • Photos Envoyé Spécial Sobika

    Déferrement affaire double meurtre Sainte Marie : Le Français et le chef d'agence sous MD

    L'affaire de double meurtre, des Français, Magalie et Romain à Sainte Marie retient le souffle de tout Toamasina et Sainte-Marie. Le juge d'instruction vient de placer 5 sur les 9 suspects sous Mandat de dépôt dont un Français et le Chef d'agence d'une banque. Les 4 autres dont deux hommes et deux femmes ont bénéficié d'une Liberté provisoire.
    Lire la suite ...
    • lundi, 05 septembre 2016 07:27
    • Tigre
    • Photo Archives

    Kraoma: Arrivée de 18 000l de gas-oil

    La société minière de chrome à Brieville était à l’arrêt total la semaine dernière, faute de pouvoir s'acheter du carburant pour faire fonctionner la mine et l'usine. Hier 18 000l de gas-oil sont arrivés sur le lieu pour redémarrer l'exploitation de la mine, mais insuffisants pour démarrer l'usine de traitement. Cet arrivage de carburant peut tourner Kraoma en 2 jours seulement si on fait fonctionner la mine et l'usine, mais 4 jours si seulement la mine qui est ravitaillée. Le départ de Toamasina de la cargaison de 21 000 tonnes de chrome pour les Russes a permis d'acheter ce carburant. Kraoma gère alors ses activités à coup de 2 jours. Bonjour la visibilité économique d'une telle société.  
    Lire la suite ...
  • Mère Theresa à Beyrouth, le 14 août 1982 (Afp)
    Mère Theresa à Beyrouth, le 14 août 1982 (Afp)
    • dimanche, 04 septembre 2016 12:58
    • Tigre
    • Photo NouvelObs

    Vatican Rome: Canonisation de Mère Teresa

    Le Pape François préside actuellement une messe au Vatican, avec des millions de fidèle pour la Canonisation de Mère Teresa dite de Calcutta. Le Pape l'a déclaré Sainte, mais le Pape dans son homélie a dit de continuer à l'appeler Mère Teresa, tellement elle est proche de nous, proche des faibles et des pauvres, sans distinction d'origine et de croyance.Comme Mère Teresa avait dit : "Je ne comprend pas la langue, mais mon sourire donne une espérance et réconfort" Cette célébration fait suite au décret de canonisation de la religieuse d’origine albanaise (1910-1997), qui a consacré sa vie à aider les pauvres, signé le 15 mars dernier par le pape François.
    Lire la suite ...
  • Mathieu Rajaonarimampianina
    Mathieu Rajaonarimampianina
    • samedi, 03 septembre 2016 17:57
    • Tigre
    • Sary FB

    Ambilobe: Miketrika Fitrandrahana volamena ny zanaky ny Filoha

    Fantatra fa miketrika ny hitrandraka ny volamena ao amin'ny Kaominina Betsiaka, fokontany Ankatoko, Andrafialava, distrika Ambilobe amin'izao fotoana izao i Mathieu zanaka lahin'ny Filoha Rajaonarimampianina, miaraka amin'ny Sinoa sy Jean Thierry, Malagasy iray mivezivezy any Dubaï, fa avy ao Vohémar ny fiaviany, DG société Madamining, izay tovolahy efa mpiara-miasa manao bizina amin'ny fianakavian'ny Filoha.
    Lire la suite ...
    • samedi, 03 septembre 2016 16:53
    • Tigre
    • Tahiritsary Sobika

    Soamahamanina: Manao bemidina aty an-toerana ny Emmoreg

    Gaga ny mponina ao amin'ny tanàna kely Ambolomanjakarivo, vohitra aty Soamahamanina, fa raha noheverina fa efa nahato ny fitrandrahan'ireo Sinoa volamena, dia omaly zoma tokony tamin'ny 5 ora hariva, dia feno Emmoreg ny tanàna.
    Lire la suite ...
    • samedi, 03 septembre 2016 10:36
    • Zakaria
    • Photo Archives Sobika

    Sante Marie: Transfert des suspects vers Toamasina

    Les 9 suspects du double meurtres des 2 Français à l’île Bora Sainte Marie sont transférés tôt ce matin à 3h vers Toamasina, profitant de la mer calme. Leur déferrement devant le Tribunal de Toamasina sera prévu lundi.  
    Lire la suite ...
Page 69 sur 100