A la Une

    • mercredi, 06 septembre 2017 15:01
    • Britto
    • Sary Sobika Mahajanga

    Village touristique: Tovolahy natelin’ny ranomasina

    Zazalahy 15 taona no naletiky ny ranomasina io atoandro io teny amin’ny Village Touristique Mahajanga. Mpiala sasatra avy any Antananarivo izy io ary hamonjy lalao baolina kitra “Tournoi Danji” no nahatongavany aty Mahajanga. Fito mirahalahy izy ireo no niaraka nilomano ka ny iray mbola tadiavina ao anaty ranomasina amin’izao fotoana izao.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 03 septembre 2017 12:15
    • Britto
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Lozam-pifamoivoizana tao Mahaziny RN2: Natao batemy dia taitra i Fifaliana kely

    Tsy nahatsiaro tena intsony i Fifaliana, zazalahy kely 6 taona voadonan'ny fiara mpitatitra iray avy any Toamasina omaly sabotsy tolakandro.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 30 août 2017 16:17
    • Tigre
    • Photos Jirama Ambohimanambola

    Ambohimanambola: 02 morts

    Les Turques ont eu le marché de construction de la Cuve, l'Entreprise Malagasy OTI est chargée, comme sous-traitant pour fabriquer la cuve. L'explosion de la cuve a fait 2 morts actuellement d’après les dernières informations. Le feu a débuté à 10h24 et maîtrisé 03 heures après, grâce aux pompiers de la CUA et de l'ASECNA Ivato. Plusieurs employés suivent encore des soins intensifs à l'hôpital HJRA Ampefiloha et au Polyclinique d'Ilafy.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 29 août 2017 22:38
    • Tigre
    • Sary nomena

    Nosy Maurice: Malagasy voadonan'ny fiara, maty tsy tra-drano

    Renim-pianakavina iray, teratany malagasy no maty tsy tra-drano, voadonan'ny fiara omaly alatsinainy 28 aogositra taty Maurice.
    Lire la suite ...
    • mardi, 29 août 2017 09:52
    • Britto
    • Sary Sobika Antsirabe

    Antsirabe: Ravan’ny Polisy ny tambazotra mpisoloky gaigilahy

    Efatra mianadahy izy ireo no sarona niaraka tamin’ireo fitaovana fampiasan’izy ireo hanaovana asa ratsy. Nahitana atontan-taratasy fandrafetana tetikasa marobe ihany koa tany amin’izy ireo. Nambaran’ny kaomisera divizionera Ramilison Celestin fa tambazotran-jiolahy matanjaka ireto sarona ireto. Fanomezan-baovao tamin’ny olontsotra iray, nisandohan’izy ireo ho Zandary no niaingan’ny fikarohana azy ireo ary dia izao tratra izao. Natolotra ny Fampanoavana teto amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antsirabe ny alatsinainy 28 aogositra izy ireo, ary notanana amponja vonjimaika avy hatrany.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 23 août 2017 23:02
    • Tigre
    • Sary Njaka

    Masoivoho Japon: Vatsimpianarana African Business Education

    Ichiro OGASAWARA ambasaderan’ny Japon dia nanolotra tamin’ny fomba ofisialy ireo valo mianadahy izay tao anatin’ny andiany faha efatra ho any JAPON, izay ao anatin’ny ABE na ny African Business Education, ho fanamasina ny farim-pahaizana ho an’ireo tanora Afrikanina.
    Lire la suite ...
    • mardi, 22 août 2017 21:43
    • Britto
    • Sary Sobika Mahajanga

    Mahajanga: Mitombo isa ireo mpianatra manao sport scolaire national mihetsika ambalavelona

    Tafakatra 16 mirahavavy hatreto ireo mpianatra tratran'ny ambalavelona aty Mahajanga, mpianatra mandray anjara amin'ny fifaninana nasionalin'ny fanatanjahantena an-tsekoly avy amin'ny DREN Vakinakaratra.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 18 août 2017 12:58
    • Tigre
    • Photos Sobika

    Alakamisy Itenina: Enterrement Andry Ratovo

    Andry Ratovo, Rédacteur en Chef de la Sobika a tiré sa révérence, il a été enterré dans son caveau familial à Alakamisy Itenina Fianarantsoa ce mercredi 16 août 2017. Un grand Merci à tous de la part de la Famille et de la Rédaction Sobika. Voalevina tany Alakamisy Itenina ny alarobia 16 aogositra 2017 i Andry Ratovo, Tonian'ny Fanoratana eto amin'ny Sobika. Manolotra ny fisaorana ho an'ny rehetra ny Fianakaviana sy ny mpiara-miasa rehetra ato amin'ny Sobika.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 17 août 2017 20:27
    • Britto
    • Photos Fournies

    Antsiranana: Marc Ravalomanana expulsé de son hôtel

    Coup de théâtre à Antsiranana ce jeudi en fin d’après-midi, l’ancien président de la République Marc Ravalomanana et sa famille sont expulsés du Grand Hôtel où ils sont logés, en marge de la célébration du Jubilé 50ème anniversaire de l’Eglise réformée de Madagascar ou FJKM et du 200ème anniversaire de l’arrivée de la mission LMS (London Missionary Society) qui s’ouvre ce vendredi 18 août et va durer jusqu’au 20 août 2017. Des militaires sont dépêchés par Iavoloha pour exécuter l’ordre de libérer la suite présidentielle et sécuriser le lieu, car le Chef de l’Etat va occuper l’hôtel, alors que Marc Ravalomanana, président du comité d'organisation du jubilé, a déjà fait une réservation et s’y est installé depuis son arrivée à Antsiranana mardi. Marc Ravalomanana était absent de l’hôtel au moment de l’arrivée des militaires, il est encore retenu ailleurs pour les derniers préparatifs avant le culte de demain ; c’était Lalao Ravalomanana qui s’y trouvait. Elle était délogée sans ménagement. Depuis, le site est inaccessible.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 15 août 2017 16:24
    • Britto
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Fianarantsoa: Nanao veloma farany an’i Andry Ratovo ny mpanao gazety

    Tonga nanotrona ny fianakavian'i Andry Ratovo ny marain'ity talata 15 aogositra ity ny solontenan'ny mpanao gazety sy ny haino aman-jery eto Fianarantsoa. Izany dia nahitana ny mpanolontsain'ny Holafitry ny Mpanao gazety na OJM eto an-toerana, ny filohan'ny fikambanana AJCF, ny tomponandraikitry ny serasera eo anivon'ny Faritra, ny tonian-dahatsoratra avy amin'ny televiziona rahavavy ary ny mpanao gazetin'ny Sobika aty Fianarantsoa.
    Lire la suite ...
Page 7 sur 61
B1 - Polyclinique
B2 - Toa