A la Une

    • mardi, 08 novembre 2016 19:55
    • Britto
    • Tahirin-tsary Sobika Mampikony

    Mampikony : Nisy olona voatifitra indray androany

    Nivadika ho fandrobana sy fanararaotana ny rotaka tao Mampikony.
    Lire la suite ...
    • lundi, 07 novembre 2016 22:48
    • Tigre
    • Tahirin-tsary Sobika Antsirabe

    Academie militaire Antsirabe: Maty ny mpianatra iray, roa nalefa tsaboina any Antananarivo

    Nanomboka niditra nianatra tamin'ny alatsinainy teo ireo mpianatra ho Manamboninahitra ao amin'ny Acmil Antsirabe. Anio maraina alatsinainy 07 novambra anefa dia re fa nisy mpianatra iray no maty, ary ny roa hafa dia nalefa notsaboina aingana any Antananarivo. Hatreto dia tsy mazava ny anton'izao fahamoizana aina izao, ny tompon'andraikitra rehetra dia lasa moana avokoa fa ny minisitra ihany hoy ireo no afaka miteny. Nezahina nafenina moa izao tranga izao. Koa dia andrasana izany ny fanazavana avy amin'izay afaka miteny.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 07 novembre 2016 09:21
    • Tigre
    • Sary Sobika Mampikony

    Mampikony: Vaky mandositra ny mpiasan'ny Fitsarana, ataon'olona sarika ampandriana

    Tsy mbola milamina ny aty an-tanàna taorian'ny tifitra nahafaty lehilahy iray, ary naharatran'ny Zandary 4 hafa, ka ny iray nalefa notsaboina any Mahajanga.
    Lire la suite ...
  • Lieutnant Tombo JEAN Claudio
    Lieutnant Tombo JEAN Claudio
    • dimanche, 06 novembre 2016 17:15
    • Tigre
    • Sary Sobika Sambava

    Sambava: Miakatra ny maripana momba ny resaka delestazy, niakatsehatra ny manamboninahitra

    Miakatra hatrany ny hafanana misy eo amin’ny mpanjifa Jirama noho delestazy lavarenina tsy misy farany.Nandefa fanairana ho an'ny Jirama ny Manamboninahitra Lieutnant TOMBO JEAN Claudio androany maraina tao amin’ny haino aman-jery tsy miankina iray. « Matsiaro mijaly zahay mpanjifa satria ataonareo JIRAMA fahazarana ity Delestage lavarenina ity, ekenay fa mety misy antony teknika indraindray fa tsy isan’andro ity, eto zao misy quartier tapanareo ao anatin’ny mihoatra adiny folo efa tsy rariny loatra. Ary ianareo amin’izany dia tsy misy fanajana ny mpanjifa mihitsy mba mampahafantatra mialoha fa tapohanareo foana, mba fantatrareo moa ny mety ho fahasimban’ireo fitaovana maro be izay ampiasainay nefa miaina ao anatin’ny fahatapatapahana Jirama lava izao ?
    Lire la suite ...
    • mercredi, 02 novembre 2016 21:42
    • Tigre
    • Photo Sobika

    Diplomatie: Rencontre entre le Président Rajoelina et l'Ambassadeur de France Mme Vouland-Aneini

    L'ancien Président de la Transition Andry Rajoelina a reçu, dans sa résidence à Ambatobe, l'Ambassadeur de France, Mme Vouland-Aneini, ce mardi 1er novembre. Cette entrevue fait suite aux différentes rencontres que le Président Andry Rajoelina a déjà eu avec des chefs de mission diplomatique.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 02 novembre 2016 07:41
    • Britto
    • Photo Archives Net

    Attentat : Une forte explosion sur le parking de l’hôtel A&C faisant deux blessés

    Une forte explosion a retenti à Ivato ce soir vers 19h30. Un engin explosif a explosé sur le parking de l’hôtel A&C Ivato. Deux ouvriers sont blessés. S’agit-il de grenade ou de bombe artisanale ou de cocktail molotov ? Les éléments de forces de l’ordre sont à pied d’œuvre pour mener l’enquête. Notons que l’hôtel A&C Ivato, appartenant à une personne très proche du régime, figure parmi les infrastructures hôtelières qui vont accueillir des délégations participant au XVIe Sommet de la Francophonie, du 22 au 27 novembre 2016.
    Lire la suite ...
    • lundi, 31 octobre 2016 23:27
    • Britto
    • Photo Sobika

    Salon International du chocolat : Les visiteurs affluent sur le stand de Madagascar

    Un Salon mondial du cacao et du chocolat se tient à Paris Porte de Versailles du 28 octobre au 1er novembre 2016. Le stand de Madagascar est bondé de monde pour goûter les produits pur cacao malagasy. (Photos Sobika)
    Lire la suite ...
    • dimanche, 30 octobre 2016 16:43
    • Britto
    • Sary Sobika

    Trafika andramena : Mitady hanilihana ny rihatra ny Fanjakana

    Manantanteraka ny fanamby nataony tany tamin’ny fivorian’ny CITES (Convention on International Trade of Endangered Species) farany teo ny Fanjakana fa mila hampigadra ireo mpanao trafika andramena.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 28 octobre 2016 05:44
    • Britto
    • Photos Sobika

    Soamahamanina : L'ONU saisi

    Après les diverses agressions, violences, arrestations arbitraires, une délégation de la population de Soamahamanina a rencontré John H. Knox, Rapporteur spécial des Nations Unies sur les Droits de l’homme et l’environnement. Soamahamanina exige qu'on libère leurs leaders, qu'on restitue leurs terres, que l'exploitation aurifère par les Chinois, source de destruction de leur environnement, s'arrête.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 27 octobre 2016 10:01
    • Britto
    • Sary Sobika Foulpointe

    Foulpointe : Nitrangana haintrano goavana

    Ny eo tsy tafarina, ny loza misosoka ihany. Nitrangana haintrano tao Antanambaovao, Kaominina Ambanivohitra Mahavelona Foulpointe ny harivan’ny alarobia 26 oktobra 2016. Mbola tsy fantatra mazava ny antony nihavian’ny afo fa potika ny trano sy ny entana maro. Iray volana lasa izay dia trano 112 tafo no may kila hotohoton’ny afo tao Foulpointe, izay namela traboina 386 mianaka.  
    Lire la suite ...
Page 6 sur 43
B1 - Polyclinique
B2 - Toa