A la Une

    • jeudi, 26 juillet 2018 14:38
    • Tigre
    • Sary nomena

    Brieville: Votsotra izy efa-dahy

    Hafaliana ny an'ny fianakaviana, ny mpiasan'ny Kraoma rehetra ary ny fokonolona eto Brieville Andriamena. Votsotra tamin'ny fakana an-keriny teo an-tananan'ny dahalo izy efatra mirahalahy mpiasan'ny Kraoma.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 25 juillet 2018 08:17
    • Anonymous
    • Photos fb

    Les pantalonnades du HFI

    Les membres ou plus exactement les meneurs du Hetsika ho an’ny Fanavaozana Hifotiny (HFI) ont donné rendez-vous au public ou plus exactement aux Tananariviens sur le parvis de l’Hôtel de ville, plus connu sous le nom de la place du 13 mai. Malheureusement ce fut un pétard mouillé.
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 juillet 2018 17:05
    • Anonymous
    • Photo Gasypatriote Mahajanga

    L’exemple vient d‘en haut

    Ce furent les lois électorales qui sont à l’origine de la crise du 21 avril 2018 ayant fait quelques victimes et provoquant le départ anticipé du « beau gosse » de la Sofia, le premier ministre Solonandrasana Olivier Mahafaly.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 20 juillet 2018 07:30
    • Anonymous
    • Photo gettyimages

    Une véritable guerre froide

    Dans son avis n°03-HCC/AV du 1er juin 2018, concernant une demande d’avis sur la signification de la Décision n°18-HCC/D3 du 25 mai 2018 relative à une requête en déchéance du Président de la République, la Haute Cour Constitutionnelle déclare à l’article premier : « le délai pour l’adoption d’un Accord politique est de dix jours. Faute d’accord, les dispositions de la Décision n°18-HCC/D3 du 25 mai 2018 s’appliquent dans leur intégralité».
    Lire la suite ...
    • jeudi, 19 juillet 2018 14:33
    • Britto
    • Sary Net

    Guy Rider: Tohina mandre ny karaman'ny mpampianatra malagasy

    Naneho ny heviny tamin’ny gazety amerikanina iray " New-York Job" momba ny karaman’ny mpampianatra eto Madagasikara, i Guy Ryder, Tale jeneralin’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa nanomboka ny taona 2012. Mahatsiaro ho tohiny ity tomponandraikitra ambony manerantany momba ny asa ity, rehefa nandre sy nahafantatra ny karama raisin’ny mpampianatra Malagasy.
    Lire la suite ...
    • mardi, 17 juillet 2018 20:49
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Antsirabe

    Betafo – Vakinankaratra: "Alatsinainy mainty" ara-bakiteny

    Nitrangana savorovoro teto an-drenivohitry ny Distrikan’i Betafo ny harivan’ny Alatsinainy 16 Jolay 2018. Feo niely amina fisiana hala-jaza sy vono olona, toy ny nitranga tany Antsahondra-Manohisoa no nitarika famotehana sy fandrobana fananan’olona teto.
    Lire la suite ...
    • mardi, 17 juillet 2018 14:21
    • Tigre
    • Sary nomena

    Ambatoboeny: Tsy raikitra ny CEPE blanc

    Saika ho tanterahina tamin'ny herinandro teo ny adina ara-panatanjahantena na EPS BAC nefa tsy tanteraka izany noho ny fitokonan'ny mpampianatra.
    Lire la suite ...
    • lundi, 16 juillet 2018 08:22
    • Britto
    • Sary Net

    Kitra-Mondial 2018: Tompondaka ny Frantsay

    Norombahan’i Frantsa fanindroany ny amboara erantan’ny amin’ny baolina kitra, roapolo taona taorian’ny nahazoany izany voalohany ny taona 1998. Tamin’ny isa 4 noho 2 no nandresen’i Frantsa an’i Croatie tamin’ny famaranana omaly tany Rosia.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 15 juillet 2018 15:12
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Toamasina

    Stella Maris: Lamesa voalohany notarihin'i Kardinaly Tsarahazana

    Notontosaina teo amin'ny kianja Stella Maris ny lamesa lehibe voalohany notarihin'i Kardinaly Tsarahazana Désiré, rehefa tsy nahazo alalana tamin'ny Ben'ny Tanàna ny saika hanaovana azy teny amoron-dranomasina manoloana ny Katedraly St Joseph Ampasimazava.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 15 juillet 2018 14:31
    • Britto
    • Photo Net

    Farafangana: Le Deputé Razafimily Constance n'est plus

    Le député Leader Fanilo élu à Vangaindrano, Razafimily Constance est décédé à Farafangana suite à un AVC.
    Lire la suite ...
Page 5 sur 80