A la Une

    • mardi, 14 août 2018 07:55
    • Britto
    • Sary nomena

    Soavimasoandro-Antananarivo: Tezitra ny mponina

    Velon-taraina amin’ireo karana manototra tany ety Soavimasoandro, Boriborintany faha-3 Antananarivo Renivohitra ny mponina noho ny vovoka be tsy ifankahitana, lasa aretina ho an’ny mponina.
    Lire la suite ...
    • samedi, 11 août 2018 22:05
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Sambava

    Sambava: Miparitaka sahady ny laza adina CEPE ?

    Nanaitra ny Filohan’ny SEMPAMA Nosy Sambava, Christophe ny nahita laza adina “Opération” na Asa marika izay miparitaka omaly tolak’andro, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy amin’ny Hotel Melrose Sambava izy.
    Lire la suite ...
    • mardi, 07 août 2018 12:13
    • Britto
    • Sary nindramina Capture vidéo

    Depiote Jaovato: Hiantoka an’i Rakotomamonjy Jean Max ho prezidan’ny Repoblika

    Voalohany tamin’ny tantaran’i Madagasikara, no nanana filohana andrimpanjakana ny faritra SAVA, hoy i Laisoa Jean Pierre na Jaovato, depiote voafidy tao Antalaha, ny sabotsy 4 aogositra teo nandritra ny fitsidihan’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena sady filoha nasionalin’ny antoko Leader Fanilo, Rakotomamonjy Jean Max taty Sambava.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 03 août 2018 22:37
    • Britto
    • Tahirin-tsary Gasypatriote Mahajanga

    Microcred Mahajanga: Votsotra sahady ry Randria sy ny ekipany

    Nomen'ny Fitsarana fahafahana vonjimaika avokoa ireo lohandohan'ny mpisorona tamin'ny raharaha fanafihana ny banky Microcred Mahajanga. Efa-dahy izy ireo no afaka taorian'ny fitsarana azy ireo androany.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 02 août 2018 07:50
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Sambava

    Sambava: Vary 200 gony voatery nopotehina

    Vary nafaran’ny mpandraharaha iray eto Sambava izy ireto nefa simba, tsy misy azo raisina ka tsy maintsy nandraisana fepetra mba tsy hiparitahany eny an-tsena, ary nopotehina ny 31 jolay 2018, araka ny fanazavan’ny Talem-paritry ny varotra sy ny fanjifana aty SAVA, BE Christophe. Efa fanindroany izao raha ny teto amin’ny mangazain’ity mpandraharaha ity no nahitana tranga toy izao. Tsy ny vary no lany daty fa noho fahelany tao anaty sambo no niteraka izao fahavoazana izao raha ny tatitra tonga taty aminay, hoy hatrany ireo avy tao amin’ny varotra sy ny fanjifana.    
    Lire la suite ...
    • mercredi, 01 août 2018 22:25
    • Britto
    • Sary Gasypatriote Fianarantsoa

    Fanirisoa Ernaivo: Nanambara ampahibemaso fa kandidà amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena

    Nanolotra ny tso-drano ho an’ny filatsaha-kofidian’i Fanirisoa Ernaivo ho filoham-pirenena taty amin’ny Distrikan’Ambalavao ny raiamandreny aty an-toerana ny andron’ity alarobia 1 aogositra ity.
    Lire la suite ...
    • lundi, 30 juillet 2018 21:32
    • Tigre
    • Photo Présidence

    Commémoration: La famille du feu Colonel Rakotonirainy Alphonse ignorée, pas invitée

    Le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, a dirigé, dans la matinée de ce 30 Juillet 2018, la cérémonie de commémoration des 40 ans du transfert des dépouilles du Premier Ministre Rakotomalala Joël, du Ministre Rajaonah Pierre, et du Colonel Rakotonirainy Alphonse au Mausolée Ankatso, tous trois décédés lors du crash de l’hélicoptère qui les transportait, le 30 juillet 1976, il y a 42 ans.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 29 juillet 2018 13:54
    • Tigre
    • Sary Gasypatriote

    Fifidianana: Manomboka ny fifanaratsiana

    Manomboka feno eto an-drenivohitra ireo afisy manohana kandida sy ireo manaratsy kandida. Mampametram-panontaniana ny fiatrehana ny fifidianana ho avy, izay lazaina fa tokony eken'ny rehetra, andraisan'ny rehetra anjara, hadio sy hangaraharaha, nefa mbola tsy manomboka akory ny fotoanan'ny fampielezan-kevitra dia efa maro ny mametaka afisy, ao mihitsy aza ny manaratsy ny hafa. Ilamina tokoa ve ny fifidianana raha tsy hisy ny fanajana ny lalàna, sy ny fifanajan'ny samy mpifaninana?    
    Lire la suite ...
    • samedi, 28 juillet 2018 10:18
    • Anonymous
    • Photo Archives Gasypatriote

    Histoire pour rire

    La démission théâtrale de Rivo Rakotovao comme président du parti Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) ressemble plus à une histoire pour rire qui ne convainc personne.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 27 juillet 2018 13:29
    • Britto
    • Sary nindramina

    HVM: Nametra-pialana tsy ho Filoha Nasionalin'ny antoko i Rivo Rakotovao

    Nandritra ny fivoriana stratejika tao amin’ny Carlton androany, hiatrehana ny fifidianana no nanambaran’i Rivo Rakotovao ny fametraham-pialany tsy ho Filoha Nasionalin'ny antoko HVM (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara).
    Lire la suite ...
Page 4 sur 80