A la Une

    • vendredi, 20 janvier 2017 21:02
    • Tigre
    • Photo Capture d'écran BFM Tv

    USA: Prestation du Président Donald Trump

    Exactement comme prévu, à midi, heure de Washington, le 45ème Président des Etats-Unis prête serment devant des centaines de milliers d'Américains sur la marche du Capitole.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 19 janvier 2017 14:32
    • Tigre
    • Sary nindramina

    Vangaindrano: May ny tanàna

    Mirehitra amin'izao ny trano rehetra manakaiky ny stationnement sy akaikin'ny bazar be, eo akaiky eo ihany koa ny banky BOA. Vahoaka tezitra ny ao an-toerana amin'izao ary efa mifampitsitsika, fa izay manaiky handray vola raha misy ny kolikoly amin'izao raharaha mitranga izao dia hiharan'ny Dina ihany koa ka dia faty no miandry azy. Kaominina 14 izao no miaraka mirohitra manampy ny Kaominina 3 teo aloha satria Kaominina miray Dina avokoa izy rehetra ireo. Mandresy lahatra ny Sefo Distrika fa tsy misy manaiky ny Fokonolona. Hatreto tsy misy mpitondra fanjakana foibe mitondra vahaolana na tonga any an-toerana.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 18 janvier 2017 20:21
    • Britto
    • Sary nomena

    Ilakaka: Ampidiran'ny olona akaiky ny Filoha "Gros bras"

    Noho resaka kariera ao Ilakaka dia mifandrafy ireo « gros bras » avy ao Fianarantsoa noho ny ataon’ny olona akaiky ny Filoha
    Lire la suite ...
    • mercredi, 18 janvier 2017 08:38
    • Britto
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    Fianarantsoa : May ny « Noviciat du Sacré Cœur », 2 miliara Ariary ny tetibidin’ny fahavoazana

    Manomboka manatanteraka ireo asa fandrefesana ho fanarenana ny haitrano izay nitranga tao amin’ny toerana misy ny Noviciat du Sacré Cœur eo Tsaramandroso ny teknisianina avy amin’ny Diosezin’i Fianarantsoa amin’izao fotoana izao.
    Lire la suite ...
    • lundi, 16 janvier 2017 20:38
    • Tigre
    • Photo d'Archives Sobika

    Sambava: Délestage, record battu

    La ville de Sambava est tombé dans le noir total. 22h sur 24h de délestage. L'électricité est juste disponible du 21h30 à 23h par jour.Aucune goutte d'eau dans les robinets depuis 5 jours, voire 1 semaine pour certains quartiers. La tension d'implosion est à son paroxysme, au point où le député Mamangy Norbert a fait un appel au calme à la radio, mais la population est très tendue. La facture ne cesse d'augmenter et les compteurs enlevés dès retard de payement. La Jirama est actuellement sous une garde policière.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 15 janvier 2017 11:08
    • Tigre
    • Sary Njaka

    Lalana Rocade: Mitebiteby ny olona, mitohy ny fanotofana tany

    Raha nitsahatra ny asa tamin'ny resaka francophonie, dia niverina indray ny tebitebin'ny mponina ka mandeha ny resaka eny an-toerana fa mety ho lasan’ny Sinoa ireo tany manodidina ny lalana Rocade eny amin’ny faritra Andohatepenaka sy ny manodidina. Mailo tanteraka ny mponina eny, efa misy siosion-dresaka fa dia ho vidian’ireo sinoa amin’ny vidiny 3000 Ariary ny metatra tora-droa ny tany eny, misy kosa ny milaza fa efa voafandrika daholo ny sisin'ny Rocade, satria dia naroson'ny Sinoa ireo Saina mena kely namaritra ny lalana francophonie. Misy ihany koa ny milaza fa ananganana centre commercial. Mitohy hatrany ny fanotofana ireo tanimbary amin'izao, nefa tsy misy filazana mazava avy amin'ny tompon'andraikim-panjakana.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 12 janvier 2017 19:54
    • Britto
    • Sary Sobika Antsirabe

    Horohorontany: Mbola miaina anaty tebiteby ny mponina eto Antsirabe

    Maromaro ny fahavoazana teto Antsirabe vokatry ny horohorontany halina iny. Nitriatra ny rindrina, vaky ny fitaratra, toy ny hita eo amin’ny Lapan’ny Tanàna Antsirabe sy ny Lapan’ny Faritra Vakinankaratra ankoatra ireo trano fonenana marobe eran’Antsirabe nisy fahasimbana, sy ny orinasa afaka haba iray teny amin’ny Route d’Ambositra izay niato mihitsy tamin’ny asany aloha androany fa natahorana hirodana ny tranony. Mbola ao anaty tebiteby tanteraka moa ny eto Antsirabe, izay tsy lavitra loatra ny foiben’iny horohorontany iny.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 09 janvier 2017 18:07
    • Tigre
    • Photo Sobika Sambava

    Andapa: Un Mini-bus se retrouve dans un ravin, 1 mort

    A cause d'une surcharge, le minibus transportant des jeunes supporteurs de foot-ball d'Ambodivoara Sambava s'est retrouvé dans un ravin dans la zone de Masiaposa, 8km d'Andapa hier dimanche 8 janvier. Le chauffeur était mort sur le coup, un jeune se trouve un bras cassé, les autres sortis indemnes. Cette équipe a déjà eu le même accident le 18 décembre 2016 et il y avait eu un mort aussi parmi ses supporteurs.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 08 janvier 2017 16:32
    • Britto
    • Sary nomena Sobika

    Andrianantenaina Amédé : Fiainan’izy mianakavy ny karaté

    Toy ny rà mikoriana ao anatin’i Andrianantenaina Amédé ny karaté. Efa io no fiainany, na polisy aza no anton-draharahany.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 04 janvier 2017 22:05
    • Tigre
    • Photo FB

    Ankadimbahoaka - Tanjombato : Amine Dinmamod patron de Caromad kidnappé

    Le patron de Caromad sis à Ankadimbahoaka vient d'être kidnappé par 5 gangs armés dans une mercedes vers 17h45 dans l'enceinte même de l'entreprise. Pour l'instant, pas de nouvelle des ravisseurs.  
    Lire la suite ...
Page 1 sur 42
B1 - Polyclinique
B2 - Toa